60 Tsy nahita anefa izy ireo, na be dia be aza ny vavolombelona mandainga tonga teo.+ Avy eo dia nisy olona roa tonga 61 ka niteny hoe: “Io lehilahy io nilaza hoe: ‘Vitako ny mandrodana ny tempolin’Andriamanitra sy manangana azy ao anatin’ny telo andro.’”+