FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:39, 40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary nanevateva azy ny mpandalo,+ sady nihivingivin-doha+ 40 no niteny hoe: “Hay ianao ilay handrodana ny tempoly dia hanorina azy ao anatin’ny telo andro?+ Vonjeo ny tenanao e! Raha zanak’Andriamanitra ianao, dia midìna avy eny amin’ny hazo fijaliana* eny!”+

  • Jaona 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ravao ity tempoly ity, dia hatsangako ao anatin’ny telo andro.”+

  • Asan’ny Apostoly 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Henonay izy, ohatra, nilaza fa handrodana an’ity toerana ity, hono, ilay Jesosy avy any Nazareta iny, dia hanova ny fomba amam-panao nampitain’i Mosesy tamintsika.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara