FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 15:29-32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nanevateva azy ny mpandalo, sady nihivingivin-doha+ no niteny hoe: “Izay ka! Hay ianao ilay handrodana ny tempoly dia hanorina azy ao anatin’ny telo andro?+ 30 Vonjeo ny tenanao e, dia midìna avy eny amin’ny hazo fijaliana* eny.” 31 Nanesoeso hoatr’izany koa ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia nifampiresaka hoe: “Ny hafa novonjeny, nefa ny tenany tsy hainy vonjena!+ 32 Aleo hidina avy eny amin’ny hazo fijaliana* i Kristy, ilay Mpanjakan’ny Israely, mba ho hitantsika dia amin’izay hino azy isika.”+ Na ireo teo amin’ny tsato-kazo teo akaikiny aza mba nandatsa azy koa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara