Salamo 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy;+Mihomehy manaraby sy mihivingivin-doha+ izy ireo, ka miteny hoe: Salamo 109:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Lasa esoesoin’izy ireo aho.+ Mihivingivin-doha izy ireo rehefa mahita ahy.+ Isaia 53:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+Ary lehilahy nahalala fanaintainana,* sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina. Hoatran’ny hoe nafenina anay ny endriny.* Natao tsinontsinona izy, ary noheverinay ho tsy misy dikany.+
7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy;+Mihomehy manaraby sy mihivingivin-doha+ izy ireo, ka miteny hoe:
3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+Ary lehilahy nahalala fanaintainana,* sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina. Hoatran’ny hoe nafenina anay ny endriny.* Natao tsinontsinona izy, ary noheverinay ho tsy misy dikany.+