Matio 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady,* nefa tsy hisy famantarana homena azy,+ afa-tsy ilay famantarana ny amin’i Jona.”+ Ary nilaozany ireo ka lasa izy nandeha.
4 Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady,* nefa tsy hisy famantarana homena azy,+ afa-tsy ilay famantarana ny amin’i Jona.”+ Ary nilaozany ireo ka lasa izy nandeha.