FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 15:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Rehefa naheno an’izany ny olona sasany nijoro teo, dia niteny hoe: “Jereo fa miantso an’i Elia izy.” 36 Dia nisy olona iray nihazakazaka ka nanatsoboka spaonjy tao anaty divay marikivy. Dia nataony teo amin’ny bararata iray ilay izy ka nomeny hosotroin’i Jesosy,+ sady hoy izy: “Avelao izy e! Aleo hojerentsika raha ho avy hampidina azy i Elia.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara