Matio 12:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa hoatran’i Jona nijanona telo andro sy telo alina tao an-kibon’ilay trondro ngezabe,+ dia hoatr’izany koa fa ho ao an-kibon’ny tany telo andro sy telo alina ny Zanak’olona.+ Jaona 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ravao ity tempoly ity, dia hatsangako ao anatin’ny telo andro.”+
40 Fa hoatran’i Jona nijanona telo andro sy telo alina tao an-kibon’ilay trondro ngezabe,+ dia hoatr’izany koa fa ho ao an-kibon’ny tany telo andro sy telo alina ny Zanak’olona.+