-
Lioka 8:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ireo teny ambony vatolampy dia izay mandre ny teny, ary faly erỳ manaiky an’izany, saingy tsy misy fakany ireny voa ireny. Koa mino vetivety fotsiny izy, dia miala rehefa tojo fitsapana.+
-