-
Marka 4:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Eo koa ireo nafafy teny amin’ny toerana be vato: Raha vao mandre ny teny izy, dia faly erỳ manaiky an’ilay izy.+ 17 Tsy mamaka ao aminy anefa ny teny, fa maniry mandritra ny fotoana fohy ihany. Raha vao tratran’ny zava-tsarotra na fanenjehana àry izy noho izy nanaiky ny teny, dia mihemotra.
-