Lioka 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa tandremo ny fomba fihainoanareo, satria izay manana dia homena betsaka kokoa.+ Fa izay tsy manana kosa, na izay heveriny hoe ananany aza dia halaina aminy.”+ Jakoba 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
18 Koa tandremo ny fomba fihainoanareo, satria izay manana dia homena betsaka kokoa.+ Fa izay tsy manana kosa, na izay heveriny hoe ananany aza dia halaina aminy.”+