-
Matio 13:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Fa izay manana dia homena betsaka kokoa ka hanana be dia be. Fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.+
-
-
Matio 25:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 satria izay manana dia homena bebe kokoa ka hanana be dia be. Fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.+
-
-
Lioka 19:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Dia hoy izy: ‘Lazaiko aminareo fa izay manana dia homena bebe kokoa, fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.+
-