FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 25:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 satria izay manana dia homena bebe kokoa ka hanana be dia be. Fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.+

  • Marka 4:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Izay manana mantsy dia homena betsaka kokoa.+ Fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.”+

  • Lioka 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa tandremo ny fomba fihainoanareo, satria izay manana dia homena betsaka kokoa.+ Fa izay tsy manana kosa, na izay heveriny hoe ananany aza dia halaina aminy.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara