FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa izay manana dia homena betsaka kokoa ka hanana be dia be. Fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.+

  • Lioka 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa tandremo ny fomba fihainoanareo, satria izay manana dia homena betsaka kokoa.+ Fa izay tsy manana kosa, na izay heveriny hoe ananany aza dia halaina aminy.”+

  • Lioka 19:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia hoy izy: ‘Lazaiko aminareo fa izay manana dia homena bebe kokoa, fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara