-
Lioka 4:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Rehefa hilentika ny masoandro, dia nitondra ny marariny tany aminy izay rehetra nanana marary voan’ny aretina samihafa. Nametra-tanana tamin’ny tsirairay tamin’ireny izy, ka nositraniny izy ireny.+
-