FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Rehefa hariva ny andro, dia be dia be ny olona nisy demonia nentina teo amin’i Jesosy. Niteny fotsiny izy dia nivoaka ny fanahy ratsy. Nositraniny daholo koa izay rehetra narary. 17 Tanteraka àry izay nasaina nolazain’i Isaia mpaminany hoe: “Naka ny aretinay izy ary nitondra ny fanaintainanay.”+

  • Marka 1:32-34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Rehefa hariva ny andro ka efa nilentika ny masoandro, dia nentin’ny olona teo aminy izay rehetra narary sy nisy demonia,+ 33 ka nitangorona teo am-baravarana daholo ny tao an-tanàna. 34 Dia nanasitrana olona be dia be voan’ny aretina+ isan-karazany izy, ary namoaka demonia maro. Tsy navelany hiteniteny anefa ny demonia, satria fantatr’ireny fa izy no Kristy.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara