FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 17:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Enina andro taorian’izay, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona rahalahiny, ka nentiny nitokana teny amin’ny tendrombohitra avo iray.+

  • Matio 26:36, 37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Tonga tao amin’ilay toerana antsoina hoe Getsemane+ i Jesosy sy ny mpianatra avy eo. Dia hoy izy tamin’ny mpianatra: “Mipetraha eto fa izaho handeha hivavaka erỳ.”+ 37 Nentiny niaraka taminy i Petera sy izy roa lahy zanak’i Zebedio. Dia nanomboka nalahelo sy nitebiteby be izy,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara