FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:54-58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Nampianatra ny olona tao amin’ny synagoga izy, rehefa tonga tao amin’ny faritra niaviany.+ Gaga izy ireo ka niteny hoe: “Taiza no nahazoan’io an’izany fahendrena izany, ary ahoana koa no ahaizany manao fahagagana hoatr’izao?+ 55 Angaha tsy io ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Angaha tsy Maria no anaran’ny reniny, dia i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy no rahalahiny?+ 56 Ary tsy eto amintsika daholo ve ny anabaviny? Fa ahoana àry no ahaizany an’izany rehetra izany?”+ 57 Dia tsy nety nino azy* izy ireo.+ Hoy anefa i Jesosy: “Ao amin’ny faritra niaviany sy ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+ 58 Ary tsy nanao fahagagana be dia be teo izy satria tsy nino azy izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara