Matio 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nandeha teny amoron’ny Ranomasin’i Galilia izy, indray mandeha, dia nahita mpirahalahy: I Simona izay antsoina hoe Petera,+ sy Andrea rahalahiny. Nanipy harato tao anaty ranomasina izy roa lahy, satria mpanarato.+
18 Nandeha teny amoron’ny Ranomasin’i Galilia izy, indray mandeha, dia nahita mpirahalahy: I Simona izay antsoina hoe Petera,+ sy Andrea rahalahiny. Nanipy harato tao anaty ranomasina izy roa lahy, satria mpanarato.+