-
Asan’ny Apostoly 13:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Talohan’ny nahatongavan’izy io, dia nitory ampahibemaso tamin’ny vahoakan’Israely manontolo i Jaona hoe tokony hatao batisa izy ireo mba hampisehoana hoe efa nibebaka.+
-