-
Jaona 4:49-51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Dia hoy ilay tandapa: “Mba andao re, Tompo ô, dieny mbola tsy maty ny zanako.” 50 Hoy i Jesosy: “Mandehana fa velona ny zanakao.”+ Nino ny tenin’i Jesosy ilay lehilahy ka lasa nandeha. 51 Tamin’izy mbola teny an-dalana niverina hody iny, dia nitsena azy ny mpanompony ka niteny taminy hoe velona* ilay zanany.
-