FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hoy i Jesosy tamin’ilay manamboninahitra: “Mandehana àry! Enga anie ho tanteraka izay nangatahinao, satria manam-pinoana ianao!”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay mpanompo.+

  • Marka 7:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia hoy izy tamin’ilay vehivavy: “Noho ianao niteny an’izany, dia mandehana fa efa niala tamin’ny zanakao vavy ilay demonia.”+ 30 Koa lasa nody ilay vehivavy, ka hitany teo am-pandriana ilay zaza ary efa niala ilay demonia.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara