-
Matio 15:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Gaga àry ny vahoaka rehefa nahita ny moana niteny, ny kilemaina sitrana, ny nalemy tongotra nandeha, ary ny jamba nahita. Dia nanome voninahitra an’ilay Andriamanitry ny Israely ny vahoaka.+
-