FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 17:14-17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Rehefa nankeo amin’ny vahoaka izy ireo,+ dia nisy lehilahy nanatona azy ka nandohalika teo anatrehany sady niteny hoe: 15 “Tompo ô, mba iantrao ny zanako lahy fa voan’ny androbe, dia marary izy izao. Matetika izy no mianjera ao anaty afo, ary matetika ao anaty rano.+ 16 Nentiko tatỳ amin’ny mpianatrao izy, saingy tsy vitan’izy ireo ny nanasitrana azy.” 17 Ary hoy i Jesosy: “Ry taranaka tsy manam-pinoana sy ratsy fanahy,+ mandra-pahoviana aho no tsy maintsy mbola hijanona eto aminareo? Mandra-pahoviana aho no tsy maintsy handefitra aminareo? Ento atỳ amiko izy.”

  • Lioka 9:38-42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara