FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 “Izay mandray anareo dia mandray ahy, ary izay mandray ahy dia mandray an’Ilay naniraka ahy koa.+

  • Lioka 9:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 dia hoy izy tamin’izy ireo: “Izay mandray an’ity zaza ity amin’ny anarako dia mandray ahy, ary izay mandray ahy dia mandray an’Ilay naniraka ahy.+ Fa izay mitondra tena toy ny kely indrindra aminareo rehetra dia izy no lehibe.”+

  • Jaona 13:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Lazaiko marimarina aminareo fa izay mandray an’izay irahiko dia mandray ahy,+ ary izay mandray ahy dia mandray an’Ilay naniraka ahy koa.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara