8 Raha mahatonga anao hanota àry ny tananao na ny tongotrao, dia tapaho ka ario lavitra anao.+ Fa aleo ianao tapa-tanana na tapa-tongotra nefa mahazo fiainana, toy izay manana tanana roa na tongotra roa nefa hatsipy any amin’ny afo maharitra mandrakizay.+