Matio 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 23:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Ry taranaky ny bibilava misy poizina,+ hataonareo ahoana ny handositra ny fanamelohana ho any amin’ny Gehena?*+ Lioka 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora an’Ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono anareo ho faty. Averiko aminareo indray hoe matahora Azy.+
33 “Ry taranaky ny bibilava misy poizina,+ hataonareo ahoana ny handositra ny fanamelohana ho any amin’ny Gehena?*+
5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora an’Ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono anareo ho faty. Averiko aminareo indray hoe matahora Azy.+