Eksodosy 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Deoteronomia 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Aza mamono olona.+ Matio 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Efa henonareo fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mamono olona,+ fa izay mamono olona dia hatao ampamoaka eny amin’ny fitsarana.’+ 1 Jaona 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona hahazo fiainana mandrakizay.+
21 “Efa henonareo fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mamono olona,+ fa izay mamono olona dia hatao ampamoaka eny amin’ny fitsarana.’+
15 Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona hahazo fiainana mandrakizay.+