FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa nidina avy teo amin’ilay tendrombohitra izy, dia nisy vahoaka be nanaraka azy. 2 Ary iny nisy lehilahy boka nanatona azy ka niankohoka teo anatrehany, sady niteny hoe: “Tompo ô, raha mba tianao mantsy ny hanadio ahy, dia ho vitanao izany.”+

  • Lioka 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Indray mandeha koa, raha mbola tao amin’ny tanàna anankiray izy, dia io fa nisy lehilahy rakotry ny habokana tao. Niankohoka izy raha vao nahita an’i Jesosy, ka niangavy hoe: “Tompo ô, raha mba tianao mantsy ny hanadio ahy, dia ho vitanao izany.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara