FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Sitrapon’i Jehovah* anefa ny hanorotoro azy, dia navelany hijaly izy.

      Raha atolotrao ho fanatitra noho ny heloka ny ainy,+

      Dia hahita an’izay ho taranany izy sady ho lava andro iainana.+

      Izy koa no hanatanteraka an-tsakany sy an-davany an’izay tian’i* Jehovah.+

  • Daniela 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Fitopolo herinandro* no atokana ho an’ny firenenao sy ny tanànanao masina,+ mba hofaranana ny fandikan-dalàna, hatsahatra ny ota,+ havela ny fahadisoana,+ hatao maharitra mandrakizay ny fahamarinana,+ hasiana tombo-kase ny fahitana sy ny faminaniana,*+ ary hotokanana* ny Masina Indrindra.*

  • Matio 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Galatianina 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nividy antsika i Kristy,+ ka nanafaka antsika+ tamin’ny ozon’ny Lalàna rehefa nanaiky ho voaozona hisolo antsika. Fa voasoratra hoe: “Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.”+

  • Titosy 2:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Miandry an’ilay zavatra mahafaly antenaintsika koa isika,+ sady miandry ny fisehoana be voninahitr’ilay Andriamanitra tena miavaka sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. 14 Nanolotra ny tenany ho antsika izy+ mba hanafahana* antsika+ amin’ny karazana fandikan-dalàna rehetra sy mba hanadiovana firenena iray ho fananany manokana, dia firenena mazoto manao asa tsara.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara