-
Matio 9:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nisy jamba roa lahy+ nanaraka azy sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao izahay, ry Zanak’i Davida ô!”
-
-
Matio 15:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary iny fa nanatona azy ny vehivavy fenisianina iray avy ao amin’ilay faritra, sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao aho, ry Tompo Zanak’i Davida ô! Mijaly be ny zanako vavy fa misy demonia.”+
-