-
Salamo 118:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Jehovah ô, mba vonjeo re e! Miangavy re e!
Jehovah ô, mba ataovy maharesy re izahay e!
26 Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah!+
Avy ao an-tranon’i Jehovah izahay no mitso-drano anareo.
-