-
Lioka 20:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tamin’izay ora izay indrindra, dia nitady hisambotra azy ny mpanora-dalàna sy ny lehiben’ny mpisorona, satria takany fa izy ireo no tao an-tsain’i Jesosy tamin’io fanoharana io. Natahotra ny vahoaka anefa izy ireo.+
-