Salamo 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hanambara ny didin’i Jehovah aho.Hoy izy tamiko: “Zanako ianao;+Androany aho no lasa rainao.+ Galatianina 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa rehefa tapitra* ilay fotoana, dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany, izay natera-behivavy+ sady teo ambanin’ny lalàna,+ 1 Jaona 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Fa rehefa tapitra* ilay fotoana, dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany, izay natera-behivavy+ sady teo ambanin’ny lalàna,+