Matio 23:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tiany ny toerana mihaja indrindra any amin’ny sakafo hariva, ny toerana eny aloha* ao amin’ny synagoga,+ 7 ny hoarahabaina eny an-tsena, ary ny hantsoin’ny olona hoe Raby.* Lioka 11:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Hahita loza ianareo Fariseo, satria tianareo ny toerana eny aloha* ao amin’ny synagoga sy ny hoarahabaina eny an-tsena!+
6 Tiany ny toerana mihaja indrindra any amin’ny sakafo hariva, ny toerana eny aloha* ao amin’ny synagoga,+ 7 ny hoarahabaina eny an-tsena, ary ny hantsoin’ny olona hoe Raby.*
43 Hahita loza ianareo Fariseo, satria tianareo ny toerana eny aloha* ao amin’ny synagoga sy ny hoarahabaina eny an-tsena!+