FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 12:38, 39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Hoy koa izy tamin’izy mbola nampianatra iny: “Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna, izay tia mandehandeha manao akanjo lava. Tiany koa ny hoarahabaina eny an-tsena+ 39 sy ny hahazo toerana eny aloha* ao amin’ny synagoga ary ny toerana mihaja indrindra any amin’ny sakafo hariva.+

  • Lioka 11:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Hahita loza ianareo Fariseo, satria tianareo ny toerana eny aloha* ao amin’ny synagoga sy ny hoarahabaina eny an-tsena!+

  • Lioka 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nilaza fanoharana tamin’ireo nasaina izy, rehefa tsikariny fa nifidy ny toerana mihaja indrindra izy ireo.+ Hoy izy:

  • Lioka 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa rehefa misy manasa anao kosa, dia mandehana maka ny toerana aoriana indrindra. Amin’izay rehefa tonga ilay nanasa anao, dia hiteny aminao hoe: ‘Tsy aleo ianao, ry namana, mandroso etsy aloha kokoa?’ Dia hahazo voninahitra eo imason’ireo rehetra niara-nasaina taminao ianao.+

  • Lioka 20:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 “Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna, izay tia mandehandeha manao akanjo lava. Tiany koa ny hoarahabaina eny an-tsena, ary hahazo ny toerana eny aloha* ao amin’ny synagoga sy ny toerana mihaja indrindra any amin’ny sakafo hariva.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara