FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 23:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Maka ny toeran’i Mosesy ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo.

  • Matio 23:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tiany ny toerana mihaja indrindra any amin’ny sakafo hariva, ny toerana eny aloha* ao amin’ny synagoga,+ 7 ny hoarahabaina eny an-tsena, ary ny hantsoin’ny olona hoe Raby.*

  • Marka 12:38-40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Hoy koa izy tamin’izy mbola nampianatra iny: “Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna, izay tia mandehandeha manao akanjo lava. Tiany koa ny hoarahabaina eny an-tsena+ 39 sy ny hahazo toerana eny aloha* ao amin’ny synagoga ary ny toerana mihaja indrindra any amin’ny sakafo hariva.+ 40 Taperin’izy ireny ny fananan’ny* mpitondratena, ary manao vavaka lava be izy ireny mba hisehosehoana fotsiny. Hahazo fanamelohana henjana* kokoa izy ireny.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara