Matio 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mitandrema fa hanolotra anareo any amin’ny fitsarana ny olona,+ ary hokaravasiny+ any amin’ny synagoga ianareo.+ Jaona 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Horoahin’ny olona hiala amin’ny synagoga+ ianareo. Mbola ho avy aza ny fotoana* hiheveran’izay mamono anareo+ hoe manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra izy rehefa manao an’izany.
17 Mitandrema fa hanolotra anareo any amin’ny fitsarana ny olona,+ ary hokaravasiny+ any amin’ny synagoga ianareo.+
2 Horoahin’ny olona hiala amin’ny synagoga+ ianareo. Mbola ho avy aza ny fotoana* hiheveran’izay mamono anareo+ hoe manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra izy rehefa manao an’izany.