Lioka 21:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Koa miambena foana,+ ary mitalahoa foana+ mba ho afa-mandositra an’izany zava-drehetra tsy maintsy hitranga izany ianareo, ary ho afaka hitsangana eo anatrehan’ny Zanak’olona.”+
36 Koa miambena foana,+ ary mitalahoa foana+ mba ho afa-mandositra an’izany zava-drehetra tsy maintsy hitranga izany ianareo, ary ho afaka hitsangana eo anatrehan’ny Zanak’olona.”+