FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 24:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Miambena foana àry ianareo, satria tsy fantatrareo ny andro hiavian’ny Tomponareo.+

  • Marka 13:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Miambena foana àry, fa tsy fantatrareo hoe rahoviana ny tompon-trano no ho avy,+ na amin’ny takariva, na amin’ny misasakalina, na amin’ny maneno akoho,* na vao maraina be.+

  • Apokalypsy 6:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary niteny tsy an-kijanona tamin’ny tendrombohitra sy ny vatolampy izy ireo hoe: “Mianjerà aminay,+ dia afeno izahay mba tsy ho hitan’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana,+ ary mba tsy hiharan’ny fahatezeran’ny Zanak’ondry.+ 17 Fa tonga ilay andro lehibe ampisehoan’izy ireo ny hatezerany,+ ka iza no mahavita miatrika an’izany?”+

  • Apokalypsy 16:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Ho avy toy ny mpangalatra aho.+ Sambatra izay miambina foana+ ka mbola eny aminy ihany ny akanjony ivelany. Amin’izay izy tsy handeha mitanjaka ka ho hitan’ny olona ny fitanjahany.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara