FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zefania 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Akaiky ny andro lehiben’i Jehovah.+

      Efa akaiky izy io, sady manatona haingana be.*+

      Ho andro mangidy ilay andron’i Jehovah.+

      Hitomany mafy ny miaramila, amin’izay fotoana izay.+

  • Zefania 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Samy tsy hahavonjy azy amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah na ny volafotsiny na ny volamenany.+

      Fa toy ny afo ny fahatezerany ka handevona ny tany manontolo,+

      Satria handripaka ny mponina rehetra eto an-tany izy,+ ary tena hahatsiravina izany.”

  • Romanina 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mafy loha anefa ianao ary tsy mety mibebaka ny fonao, ka hoatran’ny hoe manangona ny fahatezeran’Andriamanitra ho anao amin’ilay andro hanamparany ny hatezerany sy hitsarany araka ny rariny ianao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara