Matio 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy mahantra foana mantsy eo aminareo,+ fa izaho kosa tsy ho eo aminareo foana.+ Jaona 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hisy mahantra foana mantsy eo aminareo,+ fa izaho kosa tsy ho eo aminareo foana.”+