Matio 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy mahantra foana mantsy eo aminareo,+ fa izaho kosa tsy ho eo aminareo foana.+ Marka 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hisy mahantra foana mantsy eo aminareo,+ ka isaky ny te hanao soa amin’ireny ianareo, dia afaka manao an’izany, fa izaho kosa tsy ho eo aminareo foana.+
7 Hisy mahantra foana mantsy eo aminareo,+ ka isaky ny te hanao soa amin’ireny ianareo, dia afaka manao an’izany, fa izaho kosa tsy ho eo aminareo foana.+