Eksodosy 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa noraisin’i Mosesy ny ra ary nafafiny teny amin’ny vahoaka+ sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo, mifanaraka amin’izany teny rehetra izany.”+ Levitikosy 17:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
8 Koa noraisin’i Mosesy ny ra ary nafafiny teny amin’ny vahoaka+ sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo, mifanaraka amin’izany teny rehetra izany.”+