-
Lioka 19:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Mbola nampianatra isan’andro tao amin’ny tempoly izy. Nitady hamono azy anefa ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny lehiben’ny vahoaka,+
-
-
Jaona 18:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary hoy i Jesosy: “Niteny teny imason’ny olona rehetra aho. Nampianatra tao amin’ny synagoga sy ny tempoly foana koa aho,+ dia tany amin’izay nivorian’ny Jiosy rehetra. Tsy niafinafina mihitsy aho rehefa niteny.
-