Marka 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary naheno an’izany ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitady hevitra hamonoana azy.+ Natahotra azy mantsy izy ireo, satria gaga tamin’ny fampianarany daholo ny vahoaka.+
18 Ary naheno an’izany ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitady hevitra hamonoana azy.+ Natahotra azy mantsy izy ireo, satria gaga tamin’ny fampianarany daholo ny vahoaka.+