FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Rehefa nahita an’ilay horohoron-tany sy ny zava-nitranga ilay manamboninahitra sy ireo niaraka taminy niambina an’i Jesosy, dia natahotra be ka niteny hoe: “Tena Zanak’Andriamanitra tokoa io.”+

  • Lioka 23:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Nahita an’izay nitranga ilay manamboninahitra ka nanome voninahitra an’Andriamanitra. Dia niteny izy hoe: “Tena olo-marina io lehilahy io.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara