Lioka 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro* anefa, dia nankany am-pasana vao maraina be izy ireo nitondra ny zava-manitra efa nomaniny.+ Jaona 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany am-pasana vao maraina be i Maria Magdalena,+ raha mbola maizimaizina ny andro. Dia hitany fa efa nisy nanala ilay vato teo amin’ny fasana.+
24 Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro* anefa, dia nankany am-pasana vao maraina be izy ireo nitondra ny zava-manitra efa nomaniny.+
20 Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany am-pasana vao maraina be i Maria Magdalena,+ raha mbola maizimaizina ny andro. Dia hitany fa efa nisy nanala ilay vato teo amin’ny fasana.+