-
Jaona 12:39, 40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Tsy afaka ny hino koa izy ireo satria mbola niteny i Isaia hoe: 40 “Nanajamba ny mason’ireo izy sady nanamafy ny fon’ireo, amin’izay ny masony tsy hahita, ary ny fony tsy hahazo ny dikan’izany, dia tsy hiverina amiko izy ka tsy hositraniko.”+
-