FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ataovy donto ny fon’ity vahoaka ity,+

      Ataovy tsy maheno tsara ny sofiny,+

      Dia ataovy miraikitra ny masony,

      Amin’izay ny masony tsy hahita,

      Ary ny sofiny tsy haheno.

      Amin’izay koa ny fony tsy hahazo ny dikan’ny zavatra henony,

      Dia tsy hiverina amiko izy ka tsy ho sitrana.”

  • Matio 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia tanteraka aminy ilay faminanian’i Isaia hoe: ‘Haheno tokoa ianareo nefa tsy hahazo ny dikan’ny zavatra henonareo mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+

  • Marka 4:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy izy tamin’ireo: “Ianareo no navela hahazo ny dikan’ny zava-miafina masina+ momba ny Fanjakan’Andriamanitra. Fa amin’ny olon-kafa kosa, dia ataoko fanoharana daholo ny zava-drehetra ampianariko azy,+ 12 mba hijery izy fa tsy hahita, ary haheno fa tsy hahazo ny dikan’ny zavatra henony. Tsy hiverina amin’Andriamanitra mihitsy koa izy ka tsy hahazo famelan-keloka.”+

  • Asan’ny Apostoly 28:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa efa lasa donto ny fon’ity vahoaka ity, ary efa naheno ny sofiny fa tsy rototra izy, ary efa nakimpiny ny masony, amin’izay ny masony tsy hahita mihitsy, ary ny sofiny tsy haheno mihitsy. Amin’izay koa ny fony tsy hahazo ny dikan’izany, dia tsy hiverina amiko izy ka tsy hositraniko.”’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara