FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ary hoy izy: “Mandehana teneno ity vahoaka ity hoe:

      ‘Haheno foana ianareo,

      Nefa tsy hahazo ny dikan’izay henonareo.

      Ary hijery foana ianareo,

      Saingy tsy hahalala na inona na inona mihitsy.’+

      10 Ataovy donto ny fon’ity vahoaka ity,+

      Ataovy tsy maheno tsara ny sofiny,+

      Dia ataovy miraikitra ny masony,

      Amin’izay ny masony tsy hahita,

      Ary ny sofiny tsy haheno.

      Amin’izay koa ny fony tsy hahazo ny dikan’ny zavatra henony,

      Dia tsy hiverina amiko izy ka tsy ho sitrana.”

  • Matio 13:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izany no antony anaovako fanoharana rehefa mampianatra an-dry zareo, satria mijery izy fa tsy mahita, maheno fa tsy mihaino akory, sady tsy mahazo ny dikan’ny zavatra henony.+ 14 Dia tanteraka aminy ilay faminanian’i Isaia hoe: ‘Haheno tokoa ianareo nefa tsy hahazo ny dikan’ny zavatra henonareo mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+

  • Jaona 12:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 “Nanajamba ny mason’ireo izy sady nanamafy ny fon’ireo, amin’izay ny masony tsy hahita, ary ny fony tsy hahazo ny dikan’izany, dia tsy hiverina amiko izy ka tsy hositraniko.”+

  • Asan’ny Apostoly 28:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 hoe: ‘Mandehana any amin’ity vahoaka ity ka lazao hoe: “Haheno tokoa ianareo nefa tsy hahazo ny dikan’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara